FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 36:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nirahin’ny mpanjakan’i Asyria avy tao Lakisy+ ny Rabsake*+ sy ny miaramila be dia be, mba ho any amin’i Hezekia Mpanjaka any Jerosalema. Dia nijanona teo akaikin’ny lakandrano avy ao amin’ny dobo ambony+ izy ireo, teo amin’ilay lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.+ 3 Ary nivoaka nankeo amin’ilay Rabsake i Eliakima+ zanak’i Hilkia, izay niandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka,* sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara