FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 18:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Fa ny tanan’i Jehovah kosa nanome hery an’i Elia. Ary nisikinany* ny akanjony, dia nihazakazaka teo alohan’i Ahaba izy mandra-pahatongany tany Jezirela.

  • Ezekiela 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia nampita ny teniny tamin’i Ezekiela* zanak’i Bozy mpisorona i Jehovah, teo amoron’ny reniranon’i Kebara, tany amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Teo no niasa taminy ny herin’i* Jehovah.+

  • Asan’ny Apostoly 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nanampy azy ireo ny tanan’i Jehovah.* Ary be dia be no lasa mpino ka niova sy nanaiky ny Tompo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara