18 Dia nasain’izy ireo nivoaka ho any aminy ny mpanjaka. I Eliakima+ zanak’i Hilkia, izay niandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa, mpanoratra ny raharaham-panjakana, anefa no nivoaka nankeo amin’izy ireo.