-
Isaia 37:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hilaza hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Satria nivavaka tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria ianao,+ 22 dia izao no nolazain’i Jehovah mba hanamelohana azy:
“Manao tsinontsinona anao i Ziona zanakavavy virjiny, sady maneso anao.
Mihivingivin-doha i Jerosalema zanakavavy mahita anao.
-