FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia naniraka olona nankany amin’i Hezekia i Isaia zanak’i Amoza, hilaza hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Efa henoko ny vavaka nataonao+ tamiko momba an’i Sankeriba mpanjakan’i Asyria.+ 21 Koa izao no nolazain’i Jehovah mba hanamelohana azy:

      “Manao tsinontsinona anao i Ziona zanakavavy virjiny, sady maneso anao.

      Mihivingivin-doha i Jerosalema zanakavavy mahita anao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara