-
Isaia 37:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Fantatro tsara anefa ianao rehefa mipetraka, na rehefa miditra, na rehefa mivoaka.+
Fantatro tsara koa rehefa tezitra be amiko ianao,+
29 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko+ ny teninao tamin’ianao tezitra be tamiko+ sy nitabataba be.
Dia hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy+ eo amin’ny vavanao,
Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”
-