6 Hampiako 15 taona ny andro hiainanao. Ary hovonjeko eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria ianao sy ity tanàna ity,+ ka harovako ity tanàna ity noho ny amin’ny anarako sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.”’”+
5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+