FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+

      Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa.

  • Isaia 53:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Hitsiry toy ny rantsankazo+ eo anatrehany* izy, hoatran’ny faka maniry eny amin’ny tany karakaina.

      Tsy mba hoatran’ny olo-manan-kaja no fahitana azy, sady tsy manana voninahitra izy.+

      Tsy mba voasarika hanatona azy izahay rehefa mahita ny bika aman’endriny.*

  • Jeremia 33:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hampipoitra tsimoka*+ marina ho an’i Davida aho, amin’izany andro sy fotoana izany. Ary hanao ny rariny sy ny hitsiny eo amin’ilay tany izy.+ 16 Hovonjena+ ny Joda amin’izany andro izany ary hilamina+ i Jerosalema, ka izao no hiantsoana azy: I Jehovah no Fahamarinantsika.’”+

  • Zakaria 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Mihainoa, azafady, ry Josoa Mpisoronabe. Mihainoa ianao sy ireo namanao mipetraka eo anatrehanao, fa atao famantarana ianareo. Efa mitondra an’ilay mpanompoko+ atao hoe Tsimoka+ aho izao.

  • Matio 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy ka nipetraka tao, mba ho tanteraka izay nasaina nolazain’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina* izy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara