FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 52:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Betsaka no nidanàka rehefa nahita azy.

      Nosimbana mihoatra noho ny endrik’olon-kafa rehetra mantsy ny endriny,

      Ary nosimbana mihoatra noho ny an’ny olombelona ny bikany.

  • Jaona 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Teo amin’izao tontolo izao izy,+ ary izy no nampiasaina mba hampisy an’izao tontolo izao.+ Tsy nahalala azy anefa izao tontolo izao.

  • Filipianina 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nafoiny kosa ny zava-drehetra, dia lasa hoatran’ny mpanompo+ izy ary lasa olombelona.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara