Isaia 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+ Isaia 52:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho malina ny mpanompoko+ rehefa manao zavatra. Homena toerana ambony izy,Ary hasandratra ka homena voninahitra lehibe.+
42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+
13 Ho malina ny mpanompoko+ rehefa manao zavatra. Homena toerana ambony izy,Ary hasandratra ka homena voninahitra lehibe.+