FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:15-18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa fantatr’i Jesosy izany, dia niala teo izy. Be dia be koa no nanaraka azy,+ ka nositraniny daholo. 16 Nandrara mafy azy ireo tsy hampahafantatra amin’olona ny momba azy anefa izy,+ 17 mba ho tanteraka ilay nasaina nolazain’i Isaia mpaminany hoe:

      18 “Io ny mpanompoko,+ ilay nofidiko, ilay malalako sady ankasitrahako!+ Homeko ny fanahiko izy,+ dia hohazavainy tsara amin’ireo firenena ny atao hoe rariny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara