Isaia 38:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy i Isaia: “Mitondrà mofo vita amin’ny aviavy maina noporetina, dia apetaho eo amin’ilay fery mba ho sitrana izy.”+ 22 Efa nanontany i Hezekia talohan’izay hoe: “Inona no famantarana fa hiakatra any an-tranon’i Jehovah aho?”+
21 Dia hoy i Isaia: “Mitondrà mofo vita amin’ny aviavy maina noporetina, dia apetaho eo amin’ilay fery mba ho sitrana izy.”+ 22 Efa nanontany i Hezekia talohan’izay hoe: “Inona no famantarana fa hiakatra any an-tranon’i Jehovah aho?”+