-
2 Mpanjaka 20:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia hoy i Isaia: “Mitondrà mofo vita amin’ny aviavy maina noporetina.” Koa nitondran’izy ireo izy, ka napetany teo amin’ilay fery izany. Dia nihasitrana i Hezekia.+
-