-
Daniela 1:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Rehefa niresaka tamin’izy ireo ny mpanjaka, dia hitany fa tsy nisy tahaka an’i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria+ izy rehetra. Koa nanompo teo anatrehan’ny mpanjaka foana izy ireo.
-
-
Daniela 2:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Ary notendren’ny mpanjaka hitantana ny raharaham-panjakana tao amin’ny faritanin’i Babylona i Sadraka sy Mesaka ary Abednego,+ noho ny fangatahan’i Daniela. I Daniela kosa nanompo tao an-dapan’ny mpanjaka.
-