Daniela 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Aspenaza lehiben’ny tandapany mba hitondra Israelita,* anisan’izany ny avy amin’ny taranaky ny mpanjaka sy ny taranaky ny olona ambony.+ Daniela 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Avy tamin’ny fokon’i* Joda ny sasany tamin’izy ireo, dia i Daniela,*+ Hanania,* Misaela,* ary Azaria.*+
3 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Aspenaza lehiben’ny tandapany mba hitondra Israelita,* anisan’izany ny avy amin’ny taranaky ny mpanjaka sy ny taranaky ny olona ambony.+
6 Avy tamin’ny fokon’i* Joda ny sasany tamin’izy ireo, dia i Daniela,*+ Hanania,* Misaela,* ary Azaria.*+