- 
	                        
            
            Daniela 2:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
48 Nomen’ny mpanjaka toerana ambony i Daniela avy eo, sady nomeny fanomezana tena tsara be dia be. Notendreny ho filohan’ny faritanin’i Babylona+ koa izy, sady ho mpiadidy hifehy ny olon-kendry rehetra tao Babylona.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Daniela 5:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nasaina nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+
 
 -