FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa raha lazainareo kosa ilay nofy sy ny dikany, dia homeko fanomezana sy valisoa ary voninahitra lehibe ianareo.+ Koa lazao amiko ilay nofy sy ny dikany.”

  • Daniela 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Efa henoko kosa ny momba anao, fa mahay milaza ny dikan’ny zava-miafina+ sy mahavaha olana saro-bahana,* hono, ianao. Dia raha hainao ny mamaky an’io soratra io ka lazainao amiko ny dikany, dia hampanaovina akanjo volomparasy ianao sady hasiana rojo volamena ny vozonao, ary ianao no ho mpitondra fahatelo eto amin’ny fanjakana.”+

  • Daniela 5:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nasaina nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara