FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia niantsoantso mafy ny mpanjaka mba hasaina hankeo aminy ny mpila hevitra amin’ny maty, sy ny Kaldeanina,* ary ny mpanandro.+ Dia hoy izy tamin’ireo olon-kendrin’i Babylona ireo: “Izay mahavaky an’io soratra io ka milaza amiko ny dikany, dia hampanaovina akanjo volomparasy, sady hasiana rojo volamena ny vozony,+ ary izy no ho mpitondra fahatelo eto amin’ny fanjakana.”+

  • Daniela 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Efa henoko kosa ny momba anao, fa mahay milaza ny dikan’ny zava-miafina+ sy mahavaha olana saro-bahana,* hono, ianao. Dia raha hainao ny mamaky an’io soratra io ka lazainao amiko ny dikany, dia hampanaovina akanjo volomparasy ianao sady hasiana rojo volamena ny vozonao, ary ianao no ho mpitondra fahatelo eto amin’ny fanjakana.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara