-
Daniela 2:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Fa raha lazainareo kosa ilay nofy sy ny dikany, dia homeko fanomezana sy valisoa ary voninahitra lehibe ianareo.+ Koa lazao amiko ilay nofy sy ny dikany.”
-
-
Daniela 2:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 Nomen’ny mpanjaka toerana ambony i Daniela avy eo, sady nomeny fanomezana tena tsara be dia be. Notendreny ho filohan’ny faritanin’i Babylona+ koa izy, sady ho mpiadidy hifehy ny olon-kendry rehetra tao Babylona.
-