-
Daniela 2:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela, ka hoy izy taminy: “Nahita lehilahy afaka mampahafantatra amin’ny mpanjaka ny dikan’ilay nofy aho. Anisan’ny olona natao sesitany avy any Joda izy.”+
-