FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 12:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nomen’izy ireo an’ireo voatendry hiandraikitra an’ilay asa tao an-tranon’i Jehovah ny vola efa voaisa. Izy ireny indray avy eo no nandoa ny karaman’ny mpandrafitra sy ny mpanao trano, izay niasa tao an-tranon’i Jehovah,+ 12 ary ny karaman’ny mpandatsa-biriky sy ny mpipai-bato. Nividy hazo sy vato voapaika hanamboarana ny simba tamin’ny tranon’i Jehovah koa izy ireo, ary nampiasa an’ilay vola mba handoavana ny zavatra hafa rehetra nilaina hanamboarana an’ilay trano.

  • 2 Tantara 34:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara