Levitikosy 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “‘Aza mankany amin’ny mpamoha angatra+ na maka hevitra amin’ny mpilaza ny hoavy,+ sao ho voaloton’ireny ianareo. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Deoteronomia 18:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mpanjaka 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny. 2 Mpanjaka 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nandoro ny zanany lahy tao anaty afo izy. Nampiasa herin’ny maizina sy nitady fambara+ koa izy, ary nanendry mpamoha angatra sy mpilaza ny hoavy.+ Nanao zava-dratsy be dia be teo imason’i Jehovah izy mba hampahatezitra azy. Isaia 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
31 “‘Aza mankany amin’ny mpamoha angatra+ na maka hevitra amin’ny mpilaza ny hoavy,+ sao ho voaloton’ireny ianareo. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny.
6 Ary nandoro ny zanany lahy tao anaty afo izy. Nampiasa herin’ny maizina sy nitady fambara+ koa izy, ary nanendry mpamoha angatra sy mpilaza ny hoavy.+ Nanao zava-dratsy be dia be teo imason’i Jehovah izy mba hampahatezitra azy.