Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. 1 Mpanjaka 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Teo ambany fahefan’i Solomona ny fanjakana rehetra, nanomboka tany amin’ny Renirano*+ ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta. Nandoa hetra tamin’i* Solomona izy ireny sady nanompo azy nandritra ny androm-piainany.+
18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
21 Teo ambany fahefan’i Solomona ny fanjakana rehetra, nanomboka tany amin’ny Renirano*+ ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta. Nandoa hetra tamin’i* Solomona izy ireny sady nanompo azy nandritra ny androm-piainany.+