FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary raha manontany anao izy ireo hoe: ‘Handeha ho aiza izahay?’, dia izao avaly azy: ‘Izao no lazain’i Jehovah:

      “Ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty!

      Ho fatin’ny sabatra izay natao ho fatin’ny sabatra!+

      Ho fatin’ny mosary izay natao ho fatin’ny mosary!

      Ary ho lasa babo izay natao ho lasa babo!”’+

  • Jeremia 39:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nentin’i Nebozaradana,+ lehiben’ny mpiambina, ny vahoaka sisa tao an-tanàna, sy ireo efa nitolo-batana tany aminy, ary izay olon-kafa sisa tavela, ka nataony sesitany tany Babylona.

  • Jeremia 52:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ny olona sasany ambany saranga sy ny vahoaka sisa tao an-tanàna, ka nataony sesitany. Nentiny koa ireo efa nitolo-batana tany amin’ny mpanjakan’i Babylona, ary ny sisa tamin’ireo mpanao asa tanana tena mahay.+

  • Jeremia 52:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Jiosy 745+ no nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina natao sesitany, tamin’ny taona faha-23 nanjakan’i Nebokadnezara.*

      Nisy 4 600 ny fitambaran’ny olona rehetra natao sesitany.

  • Ezekiela 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dory ao an-tanàna ny ampahatelony, rehefa tapitra ny andro anaovana fahirano azy.+ Alaivo indray ny ampahatelony iray, ka asio amin’ny sabatra eny amin’ny manodidina ny tanàna ilay izy.+ Ny ampahatelony sisa kosa aparitaho eny amin’ny rivotra, fa hanatsoaka sabatra aho hanenjehana azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara