-
Jeremia 42:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 fa milaza hoe: “Tsia! Aleonay ihany mankany Ejipta,+ fa tsy hahita ady izahay rehefa any sady tsy handre feon’anjombona, ary tsy ho ory sakafo. Any izahay no hipetraka.”
-
-
Jeremia 43:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa tsy nankatoavin’i Johanana zanak’i Karea sy ny lehiben’ny tafika rehetra ary ny vahoaka manontolo ilay tenin’i Jehovah hoe mijanòna ao Joda.
-
-
Jeremia 43:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tsy nankatoavin’izy ireo ny tenin’i Jehovah, ka nankany Ejipta izy ireo ary tonga hatrany Tapanesa+ mihitsy.
-