-
Jeremia 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 ‘Mpanompo ve ny Israely sa andevo teraka tao an-trano?
Koa nahoana izy no voaroba?
-
-
Ezekiela 30:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Hisy sabatra hamely an’i Ejipta, ary hitebiteby i Etiopia rehefa miampatrampatra any Ejipta ny fatin’izay novonoina.
Dia hisy haka ny harenany, ary hisy handrava ny fototra iorenany.+
-