-
Nomery 10:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Rehefa tonga koa ny fotoana mahafaly anareo,+ izany hoe rehefa fety+ sy amin’ny fiandohan’ny volana, dia hitsoka trompetra ianareo rehefa manolotra fanatitra dorana+ sy sorona iombonana.+ Hotsaroan’Andriamanitra ianareo amin’izay, rehefa tsofina ny trompetra. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.”+
-
-
Nomery 28:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “‘Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, isaky ny voalohan’ny volana: Vantotr’ombilahy roa, sy ondrilahy iray, ary ondrilahy kely fito tsy misy kilema herintaona avy.+
-