-
Matio 15:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary iny fa nanatona azy ny vehivavy fenisianina iray avy ao amin’ilay faritra, sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho, ry Tompo Zanak’i Davida ô! Mijaly be ny zanako vavy fa misy demonia.”+
-
-
Matio 15:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia hoy i Jesosy taminy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Ho tanteraka aminao anie izay irinao!” Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay zanany vavy.
-