FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 17:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nitsotra intelo teo ambonin’ilay ankizy izy, sady niantso mafy an’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Andriamanitro ô! Mba ataovy re izay hampiverina ny ain’ity ankizy ity e!” 22 Dia nohenoin’i Jehovah ny fangatahan’i+ Elia ka niverina ny ain’ilay ankizy, ary velona indray+ izy.

  • Asan’ny Apostoly 20:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nisy tovolahy atao hoe Eotyka nipetraka teo am-baravarankely, ary resin-tory izy raha mbola nanao lahateny i Paoly. Natory be mihitsy izy, ka nianjera avy teny amin’ny rihana faharoa. Rehefa narenina izy, dia hita fa maty. 10 Nidina anefa i Paoly ka niantoraka teo aminy ary namihina azy,+ dia niteny hoe: “Aza misahotaka intsony fa efa velona izy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara