Levitikosy 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Tsy tokony hatao varo-maty ny tany,+ satria ahy ny tany+ fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+ Hebreo 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanam-pinoana mandra-pahafatiny izy rehetra ireny, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana.+ Tazan’izy ireo lavitra+ kosa izany ka nandrasany mafy, ary nilaza tamin’ny olona izy ireo hoe vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.
23 “‘Tsy tokony hatao varo-maty ny tany,+ satria ahy ny tany+ fa mpivahiny sy mpiavy kosa ianareo amiko.+
13 Nanam-pinoana mandra-pahafatiny izy rehetra ireny, na dia tsy hitany aza ny fahatanterahan’ny fampanantenana.+ Tazan’izy ireo lavitra+ kosa izany ka nandrasany mafy, ary nilaza tamin’ny olona izy ireo hoe vahiny sy mpivahiny teo amin’ilay tany.