1 Tantara 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tamin’ny zanako rehetra—fa be dia be ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny mba hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.+
5 Ary tamin’ny zanako rehetra—fa be dia be ny zanaka nomen’i Jehovah ahy+—dia i Solomona+ zanako no nofidiny mba hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakan’i Jehovah eo amin’ny Israely.+