-
Josoa 12:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Azon’izy ireo koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana. Anisan’ireo Refaima sisa tavela izy,+ ary nipetraka tao Astarota sy tao Edrehy. 5 Nanjaka tany amin’ny Tendrombohitra Hermona izy, sy tany Saleka, sy Basana manontolo,+ hatreo amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita,+ ary tany amin’ny antsasak’i Gileada, hatreo amin’ny faritra nanjakan’i Sihona mpanjakan’i Hesbona.+
-