Genesisy 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 30:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Rahely: “Nifampitolona mafy tamin’ny rahavaviko aho, dia mbola nandresy koa!” Dia nataony hoe Naftaly*+ ny anarany. Genesisy 46:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny zanakalahin’i Naftaly+ dia i Jazila, Gony, Jezera, ary Silema.+ 25 Ireo no zanakalahin’i Bilaha, ilay mpanompovavy nomen’i Labana an’i Rahely zanany vavy. Ireo no naterany tamin’i Jakoba. Fito izy rehetra.
8 Dia hoy i Rahely: “Nifampitolona mafy tamin’ny rahavaviko aho, dia mbola nandresy koa!” Dia nataony hoe Naftaly*+ ny anarany.
24 Ny zanakalahin’i Naftaly+ dia i Jazila, Gony, Jezera, ary Silema.+ 25 Ireo no zanakalahin’i Bilaha, ilay mpanompovavy nomen’i Labana an’i Rahely zanany vavy. Ireo no naterany tamin’i Jakoba. Fito izy rehetra.