Nehemia 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nanarakaraka an’ireo i Zadoka+ zanak’i Imera, izay nanamboatra ny simba tandrifin’ny tranony. Nanarakaraka azy indray i Semaia zanak’i Sekania, ilay mpiandry ny Vavahady Atsinanana.+
29 Nanarakaraka an’ireo i Zadoka+ zanak’i Imera, izay nanamboatra ny simba tandrifin’ny tranony. Nanarakaraka azy indray i Semaia zanak’i Sekania, ilay mpiandry ny Vavahady Atsinanana.+