1 Tantara 9:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny mpiandry vavahady+ dia i Saloma, Akoba, Talmona, ary Ahimana. I Saloma rahalahin’ireo no lohany. 18 Teo amin’ny vavahadin’ny mpanjaka teo atsinanana izy talohan’izay.+ Ireo no mpiandry vavahadin’ny tobin’ny Levita.
17 Ny mpiandry vavahady+ dia i Saloma, Akoba, Talmona, ary Ahimana. I Saloma rahalahin’ireo no lohany. 18 Teo amin’ny vavahadin’ny mpanjaka teo atsinanana izy talohan’izay.+ Ireo no mpiandry vavahadin’ny tobin’ny Levita.