FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nanao fifanekena avy eo i Joiada sy ny vahoaka manontolo ary ny mpanjaka hoe ho vahoakan’i Jehovah foana izy ireo.+

  • 2 Tantara 23:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nasian’i Joiada mpiandry vavahady+ koa teo am-bavahadin’ny tranon’i Jehovah, amin’izay tsy hisy afaka hiditra ao ny olona maloto, na inona na inona nandoto azy.

  • Nehemia 12:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Nanomboka nanao ny adidy tamin’ny Andriamaniny sy ny adidy momba ny fidiovana izy ireo. Nanao hoatr’izany koa ireo mpihira sy mpiandry vavahady, araka ny toromarika nomen’i Davida sy Solomona zanany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara