-
1 Mpanjaka 8:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nentin’izy ireo niakatra ilay Vata masin’i Jehovah, sy ny tranolay fihaonana,+ ary ny fitaovana masina rehetra tao amin’ilay tranolay. Ny mpisorona sy ny Levita no nitondra an’izany niakatra.
-