-
2 Samoela 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Naniraka olona nankany amin’ireo lehilahy tany Jabesi-gileada àry i Davida, hilaza hoe: “Hotahin’i Jehovah anie ianareo, satria tianareo i Saoly tomponareo sady tsy nivadika taminy ianareo matoa nandevina azy!+
-