FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 5:22-25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Niakatra indray ny Filistinina tatỳ aoriana, ka niparitaka teny amin’ny Lohasahan’ny* Refaima.+ 23 Dia nanontany an’i Jehovah i Davida, nefa novaliany hoe: “Aza tonga dia miakatra, fa mandehana aloha mihodidina mankany aorianany. Dia asio izy rehefa tandrifin’ireo hazo bakà. 24 Rehefa maheno olona mirodorodo ianao, dia manaova zavatra avy hatrany, satria ho efa nivoaka hialoha anao i Jehovah mba hamely ny tafiky ny Filistinina.” 25 Nataon’i Davida àry izay nasain’i Jehovah nataony. Dia nasiany ny Filistinina,+ hatrany Geba+ ka hatrany Gazera.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara