Asan’ny Apostoly 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Nanao fifanekena momba ny famorana tamin’i Abrahama koa izy.+ Dia niteraka an’i Isaka i Abrahama+ ary namora azy tamin’ny andro fahavalo.+ I Isaka indray niteraka an’i* Jakoba, ary Jakoba niteraka azy 12 lahy loham-pianakaviantsika.
8 “Nanao fifanekena momba ny famorana tamin’i Abrahama koa izy.+ Dia niteraka an’i Isaka i Abrahama+ ary namora azy tamin’ny andro fahavalo.+ I Isaka indray niteraka an’i* Jakoba, ary Jakoba niteraka azy 12 lahy loham-pianakaviantsika.