-
Genesisy 21:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary nahatsiaro an’i Saraha i Jehovah, araka izay efa nolazainy, ka notanterahin’i Jehovah taminy izay nampanantenainy.+ 2 Dia bevohoka+ i Saraha ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, tamin’ilay fotoana nampanantenain’Andriamanitra azy mihitsy.+ Efa antitra i Abrahama tamin’izay. 3 Dia nataon’i Abrahama hoe Isaka+ ny anaran’ilay zanany naterak’i Saraha taminy.
-