FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 17:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Amin’i Isaka anefa aho no hanao an’ilay fifanekena,+ dia amin’ilay haterak’i Saraha aminao amin’ny herintaona hoatr’izao.”+

  • Genesisy 18:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary niteny koa ny iray tamin’izy ireo hoe: “Hiverina atỳ aminao tokoa aho amin’ny herintaona hoatr’izao, ka hanan-janakalahy i Saraha vadinao.”+ I Saraha kosa tamin’izay nihaino teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay, izay tao andamosin’ilay lehilahy.

  • Genesisy 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina atỳ aminao aho amin’ny herintaona hoatr’izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.”

  • Romanina 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izao mantsy ilay fampanantenana: “Hiverina atỳ aminao aho, amin’ny herintaona hoatr’izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara