FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 “Raha tsy arahinao tsara ny teny rehetra ao amin’ny Lalàna voasoratra ato amin’ity boky ity,+ ary tsy atahoranao ilay anarana be voninahitra sy mendrika hatahorana,+ izany hoe ny anaran’i Jehovah+ Andriamanitrao,

  • Nehemia 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy i Jesoa sy Kadmiela sy Bany sy Hasabnia sy Serebia sy Hodia sy Sebania ary Petahia, izay samy Levita: “Mitsangàna ka miderà an’i Jehovah, ilay Andriamanitrareo mandrakizay doria!*+ Ry Andriamanitray ô, hoderaina anie ny anaranao be voninahitra, izay mendrika ny fisaorana sy ny fiderana rehetra!

  • Salamo 148:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara