1 Samoela 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nahomby* foana+ izy tamin’izay rehetra nataony, ary nanampy azy i Jehovah.+ 2 Samoela 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nasian’i Davida toby miaramila àry tany Damaskosy, any Syria. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.* Nataon’i Jehovah nandresy* i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
6 Nasian’i Davida toby miaramila àry tany Damaskosy, any Syria. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.* Nataon’i Jehovah nandresy* i Davida, na taiza na taiza nalehany.+