-
2 Samoela 8:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Lasa nalaza koa i Davida rehefa tafaverina avy namono Edomita 18 000, teo amin’ny Lohasahan-tsira.+ 14 Nasiany toby miaramila tany Edoma. Nanerana an’i Edoma mihitsy no nasiany toby miaramila, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Dia nataon’i Jehovah nandresy* i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
-