FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 10:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa henon’i Davida izany, dia nirahiny i Joaba sy ny tafika manontolo, anisan’izany ireo miaramilany matanjaka indrindra.+ 8 Ary nivoaka avy tao an-tanàna ny Amonita ka nilahatra hiady teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’ilay tanàna. Nitokana teny an-tsaha kosa ny Syrianina avy any Zoba sy Rehoba, ary ny miaramila avy any Istoba* sy Maka.

  • 2 Samoela 23:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ireto ny anaran’ireo miaramila matanjaka+ tao amin’ny tafik’i Davida: Joseba-basebeta Takemonita, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 800 lahy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara