-
Isaia 28:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Fa tsy fitaovana fanosihosena varimbazaha+ no anosihosena ny komina mainty,
Ary tsy ampandehanina eo ambonin’ny komina ny kodiaran-tsarety.
Tsorakazo kosa no fivelezana ny komina mainty,
Ary tehina no fivelezana ny komina.
-