-
Isaia 41:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Nataoko hoatran’ny fitaovana fanosihosena varimbazaha ianao,+
Hoatran’ny fitaovana vaovao sy maranitra fanosihosena varimbazaha.
Hohitsakitsahinao ny tendrombohitra ka hopotipotehinao,
Ary hataonao toy ny akofa ny havoana.
-