-
Mika 4:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mandehana manosihosy varimbazaha eny am-pamoloana, ry zanakavavin’i Ziona.+
Fa hovako ho vy ny tandrokao,
Ary hovako ho varahina ny kitronao,
Dia hanorotoro firenena be dia be ianao.+
Hatokanao ho an’i Jehovah ny tombony azon’izy ireo tamin’ny fanaovana ny tsy marina,
Ary hatokanao ho an’ilay tena Tompon’ny tany manontolo ny fananan’izy ireo.”+
-