FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aza manakaiky an’izay zavatra voatokana haringana,+ sao hotsiriritinareo ireny ka halainareo.+ Ho voatokana haringana mantsy ny tobin’ny Israely ka hahita loza,* raha manao an’izany ianareo.+ 19 Fa masina sady an’i Jehovah daholo ny volafotsy sy ny volamena ary ny zavatra vita amin’ny varahina sy vy.+ Tokony hatao any amin’ny fitehirizana an’ireo zava-tsarobidy ho an’i Jehovah ireny.”+

  • Isaia 23:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa mifarana ny 70 taona, dia hahatsiaro an’i Tyro i Jehovah. Dia hikarama indray i Tyro, ka hivaro-tena amin’ny fanjakana rehetra eto tany. 18 Ho lasa zava-masina amin’i Jehovah anefa ny tombony azony sy ny karamany. Tsy hotehirizina na hangonina izany. Homena an’izay monina eo anatrehan’i Jehovah mantsy ny karamany, amin’izay izy ireo hisakafo ka ho voky ary hanao akanjo mihaja.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara